<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 8:23 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Amin' izany andro izany dia hisy folo lahy avy amin' ny firenena samy hafa fiteny rehetra hihazona ny sisin-damban' ny Jiosy anankiray ka hanao hoe: Mba handeha hiaraka aminareo izahay; fa efa renay fa momba anareo Andriamanitra. | Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Amin' izany andro izany, hisy folo lahy avy amin' ny fitenim-pirenena rehetra, ka hihazona, eny hihazona ny sisin-damban' ny Jody anankiray, ka hanao hoe: Mba handeha hiaraka aminareo koa izahay, fa efa renay fa momba anareo Andriamanitra! | Ainsi parle |