<-
->

Zak / Za 3:2 And the Lord said unto Satan, The Lord rebuke thee, O Satan; even the Lord that hath chosen Jerusalem rebuke thee: is not this a brand plucked out of the fire? Ary hoy Jehovah tamin' i Satana: Hananatra anao anie Jehovah, ry Satana; eny, Jehovah Izay nifidy an' i Jerosalema anie hananatra anao; tsy forohana nosarihana tamin' ny afo va ity? Dia hoy Iaveh tamin' i Satana: Aoka hosakanan' ny Tompo hianao, ry Satana, aoka hianao hosakanan' ny Tompo, izay nifidy an' i Jerosalema! Tsy forohana nosarihana avy ao amin' ny afo va ity? L' ange de Yahvé dit au Satan : Que Yahvé te réprime, Satan; que Yahvé te réprime, lui qui a fait choix de Jérusalem. Celui-ci n' est-il pas un tison tiré du feu ?