<-
->

Zak / Za 12:4 In that day, saith the Lord, I will smite every horse with astonishment, and his rider with madness: and I will open mine eyes upon the house of Judah, and will smite every horse of the people with blindness. Amin' izany andro izany, hoy Jehovah, dia hamely ny soavaly amin' ny fahaverezan-kevitra Aho, ary ny mpitaingina azy amin' ny fahadalana, hampihiratra ny masoko amin' ny taranak' i Joda Aho ary hamely ny soavaly rehetra izay an' ny firenena amin' ny fahajambana. Amin' izany andro izany, - teny marin' ny Tompo, hataoko azon' ny fahatahorana mafy ny soavaly rehetra, ary azon' ny fahaverezan-kevitra ny mpitaingina azy; ny taranak' i Jodà, hisokafan' ny masoko; fa ny soavalin' ny firenena kosa, hasiako fanjambana avokoa. En ce jour-là - oracle de Yahvé - je frapperai tous les chevaux de confusion, et leurs cavaliers de folie. Et je frapperai de cécité tous les peuples. Mais sur la maison de Juda j' ouvrirai les yeux.