<-
->

Zak / Za 12:2 Behold, I will make Jerusalem a cup of trembling unto all the people round about, when they shall be in the siege both against Judah and against Jerusalem. Indro, Izaho hanao an' i Jerosalema ho kapoaka mampiraikiraiky ho an' ny firenena rehetra manodidina; ary ny Joda koa hiharan' izany ny hanaovana fahirano an' i Jerosalema. Indro hataoko tokonana fanozongozona Jerosalema ho an' ny firenena manodidina rehetra; ary ho an' i Jodà koa izany, amin' ny hanaovana fahirano an' i Jerosalema. et aussi sur Juda . Oracle de Yahvé qui a tendu les cieux et fondé la terre, qui a formé l' esprit de l' homme au-dedans de lui. Voici que moi je fais de Jérusalem une coupe de vertige pour tous les peuples alentour. Cela sera lors du siège contre Jérusalem.