<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 10:7 | And they of |
Ho toy ny lehilahy mahery Efraima, Ary hifaly toy ny azon' ny divay ny fony; Ny zanany hahita ka ho faly; Hifaly amin' i Jehovah ny fony. | Fa toy ny mpiady mahery, ry zareo Efraima, hifaly toy ny fifaliana amin' ny divay ny fony; hahita izany ireo zanany, ka hiravoravo, ary hientan-kafaliana amin' ny Tompo ny fon' izy ireo! |