<-
->

Zak / Za 10:6 And I will strengthen the house of Judah, and I will save the house of Joseph, and I will bring them again to place them; for I have mercy upon them: and they shall be as though I had not cast them off: for I am the Lord their God, and will hear them. Hampahery ny taranak' i Joda Aho, Ary ny taranak' i Josefa hovonjeko ka hampodiko, Satria mamindra fo aminy Aho, Ka ho toy izay tsy nariako izy; Fa Izaho no Jehovah Andriamaniny ka hihaino azy. Hohatanjahako ny taranak' i Jodà, ary hovonjeko ny taranak' i Josefa; hanangana azy indray aho, fa mangoraka azy ireo; ary ho toy ny tsy nariako akory izy, fa Iaveh, Andriamaniny aho, ka hihaino azy ireo. Je rendrai vaillante la maison de Juda et victorieuse la maison de Joseph. Je les ramènerai car ils me font pitié et ils seront comme si je ne les avais pas rejetés, car je suis Yahvé leur Dieu et je les exaucerai.