<-
->

Hag 1:14 And the Lord stirred up the spirit of Zerubbabel the son of Shealtiel, governor of Judah, and the spirit of Joshua the son of Josedech, the high priest, and the spirit of all the remnant of the people; and they came and did work in the house of the Lord of hosts, their God, Dia notairin' i Jehovah ny fanahin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, governora any Joda, sy ny fanahin' i Josoa, zanak' i Jozadaka mpisoronabe, sy ny fanahin' ny sisa rehetra amin' ny vahoaka; ary dia avy izy ka nandrafitra ny tranon' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamaniny, Ary notairin' ny Tompo ny fanahin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela, governora tany Jodà, ny fanahin' i Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, sy ny fanahin' ny vahoaka sisa rehetra; ka dia tonga izy ireo ary niasa tamin' ny tranon' ny Tompon' ny tafika Andriamaniny, Et Yahvé excita l' esprit de Zorobabel, fils de Shéaltiel, gouverneur de Juda, l' esprit de Josué, fils de Yehoçadaq, le grand prêtre, et l' esprit de tout le reste du peuple : ils vinrent et se mirent à l' ouvrage dans le Temple de Yahvé Sabaot leur Dieu.