<-
->

Zef / Sof 2:7 And the coast shall be for the remnant of the house of Judah; they shall feed thereupon: in the houses of Ashkelon shall they lie down in the evening: for the Lord their God shall visit them, and turn away their captivity. Ary ho tanin' ny sisa amin' ny taranak' i Joda izany, Ka any no hiandrasany ondry; Ny tranon' i Askelona no handriany amin' ny hariva; Fa Jehovah Andriamaniny no hamangy azy Ka hampody azy avy amin' ny fahababoany. Ho faritany ho an' ny sisa amin' ny taranak' i Jodà izany, hiandry ny ondriny eo izy; dia handry ao amin' ny tranon' i Askalona nony hariva, fa hamangy sy hanangana azy indray Iaveh Andriamaniny. Et la ligue appartiendra au reste de la maison de Juda; ils y mèneront paître; le soir, ils se reposeront au milieu des maisons d' Ashqelôn; car Yahvé leur Dieu les visitera et il accomplira leur restauration.