<-
->

Nom / Fan 9:5 And they kept the passover on the fourteenth day of the first month at even in the wilderness of Sinai: according to all that the Lord commanded Moses, so did the children of Israel. Dia nitandrina ny Paska tany an-efitr' i Sinay izy tamin' ny harivan' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany; araka izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy no nataon' ny Zanak' Isiraely. Ka tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana voalohany, tamin' ny àty takariva dia nanao ny Paka tany an' efitra Sinaia izy ireo. Notanterahin' ny zanak' Israely avokoa izay rehetra nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Ils la célébrèrent, dans le désert du Sinaï, au premier mois, le quatorzième jour du mois, au crépuscule. Les Israélites firent tout ce que Yahvé avait ordonné à Moïse.