<-
->

Nom / Fan 9:19 And when the cloud tarried long upon the tabernacle many days, then the children of Israel kept the charge of the Lord, and journeyed not. Ary na dia nijanona ela teo ambonin' ny tabernakely aza ny rahona, dia nitandrina izay nasain' i Jehovah notandremana ihany ny Zanak' Isiraely ka tsy niainga. Raha nipetraka ela teo ambonin' ny Fonenana ny rahona, dia nanaraka ny didin' ny Tompo ny zanak' Israely, ka tsy nifindra. Si la Nuée restait de longs jours sur la Demeure, les Israélites rendaient leur culte à Yahvé et ne partaient pas.