<-
->

Nom / Fan 9:18 At the commandment of the Lord the children of Israel journeyed, and at the commandment of the Lord they pitched: as long as the cloud abode upon the tabernacle they rested in their tents. Araka ny didin' i Jehovah no niaingan' ny Zanak' Isiraely, ary araka ny didin' i Jehovah koa no nitobiany; tamin' ny andro rehetra izay nijanonan' ny rahona teo ambonin' ny tabernakely no nitobiany. Didy avy amin' ny Tompo no niaingan' ny zanak' Israely nifindrany toby; didy avy amin' ny Tompo no nitobiany; ary naharitra nitoby teo izy mandritra izay nipetrahan' ny rahona teo ambonin' ny Fonenana. Les Israélites partaient sur l' ordre de Yahvé et sur son ordre ils campaient. Ils campaient aussi longtemps que la Nuée reposait sur la Demeure.