<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 9:13 | But the man that is clean, and is not in a journey, and forbeareth to keep the |
Fa ny olona izay madio sady tsy lasan-davitra, nefa tsy mety mitandrina ny Paska, dia hofongorana tsy ho amin' ny fireneny, satria tsy nanatitra ny fanatitra ho an' i Jehovah tamin' ny fotoany izy; ho meloka izany olona izany. | Raha olona madio sady tsy misy dia nalehany no tsy mankalaza ny Paka, dia hoesorina amin' ny fireneny izy; noho izy tsy nanolotra ny fanatitra ho an' ny Tompo amin' ny fotoana voatendry dia hilonjy ny fahotany izy. | Mais celui qui se trouve pur ou qui n' a pas eu à voyager, celui-là sera retranché de sa race s' il omet de célébrer la |