<-
->

Nom / Fan 9:1 And the Lord spake unto Moses in the wilderness of Sinai, in the first month of the second year after they were come out of the land of Egypt, saying, Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy tany an-efitr' i Sinay tamin' ny volana voalohany tamin' ny taona faharoa taorian' ny nivoahany avy tany amin' ny tany Egypta ka nanao hoe: Tamin' ny volana voalohany amin' ny taona faharoa taorian' ny nivoahany tany amin' ny tany Ejipta, dia niteny tamin' i Moizy Iaveh tany an' efitra Sinaia, ka nanao hoe: Yahvé parla à Moïse, dans le désert du Sinaï, la seconde année après la sortie d'Égypte, au premier mois, et il dit :