<-
->

Nom / Fan 8:26 But shall minister with their brethren in the tabernacle of the congregation, to keep the charge, and shall do no service. Thus shalt thou do unto the Levites touching their charge. kanefa mahazo manampy ny rahalahiny ao amin' ny trano-lay fihaonana ihany izy mba hitandrina izay anjara-raharaha; fa tsy hanao fanompoana hafa izy. Izany no hataonao amin' ny Levita ny amin' ny anjara-raharahany. Hanampy ny rahalahiny ihany izy ao amin' ny trano lay fihaonana, hitandrina izay rehetra tsy maintsy harahina, fa tsy hanao ny fanompoana intsony izy. Izany no hataonao amin' ny Levita momba ny raharahany. il aidera pourtant ses frères à assurer l' observance dans la Tente du Rendez-vous, mais il n' aura plus de service. Ainsi feras-tu en ce qui concerne les observances des Lévites.