<-
->

Nom / Fan 8:16 For they are wholly given unto me from among the children of Israel; instead of such as open every womb, even instead of the firstborn of all the children of Israel, have I taken them unto me. fa efa nomena ho Ahy avy tamin' ny Zanak' Isiraely mihitsy izy; ho solon' izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin' ny Zanak' Isiraely, no nanalako azy ho Ahy. Fa efa nomena ahy mihitsy izy eo afovoan' ny zanak' Israely; nalaiko ho ahy, ho solon' ny lahy rehetra voalohan-teraky ny reniny izy, parce qu' ils me sont cédés, à titre de "donnés", parmi les Israélites. Ils sont substitués à ceux qui ouvrent le sein maternel, aux premiers-nés de tous ; parmi les Israélites, je me les suis attribués.