<-
->

Nom / Fan 8:12 And the Levites shall lay their hands upon the heads of the bullocks: and thou shalt offer the one for a sin offering, and the other for a burnt offering, unto the Lord, to make an atonement for the Levites. Ary ny Levita hametraka ny tànany amin' ny lohan' ny vantotr' ombilahy roa; dia atero ny anankiray ho fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana ho an' i Jehovah, hanaovana fanavotana ho an' ny Levita. Ny Levita hametra-tànana amin' ny lohan' ny ombalahy, ka ny iray hatolotrao ho sorona noho ny ota, ary ny iray ho sorona dorana ho an' ny Tompo, mba hanaovana ny fanonerana ho an' ny Levita. Les Lévites poseront ensuite la main sur la tête des taureaux, et tu feras de l' une des bêtes un sacrifice pour le péché, de l' autre un holocauste à Yahvé, afin d' accomplir sur les Lévites le rite d' expiation.