<-
->

Nom / Fan 7:2 That the princes of Israel, heads of the house of their fathers, who were the princes of the tribes, and were over them that were numbered, offered: dia nitondra fanatitra ny lohan' ny firenen' ny Isiraely, dia ny lohan' ny fianakaviana (ireo no lohan' ny firenena, izay nifehy ny voalamina). dia nanatitra ny fanatiny ny lehibe amin' Israely izay filohan' ny isam-pokony avy; izy ireo no filohan' ny isam-poko izay nitarika ny fanisana. les princes d' Israël firent une offrande ; c'étaient les chefs des familles, ceux qui étaient les princes des tribus et présidaient au recensement.