<-
->

Nom / Fan 36:9 Neither shall the inheritance remove from one tribe to another tribe; but every one of the tribes of the children of Israel shall keep himself to his own inheritance. Ary aoka tsy hisy hifindra maso ny zara-tanin' ny firenena samy hafa, fa samy ho eo amin' ny azy avy no hipetrahan' ny Zanak' Isiraely. Tsy hisy lova hifindra maso any amin' ny foko hafa, fa ny fokon' Israely rehetra samy hipetraka amin' ny lovany avy. Une part ne pourra être transférée d' une tribu à l' autre : chacune des tribus des Israélites restera attachée à sa part. "