<-
->

Nom / Fan 36:4 And when the jubile of the children of Israel shall be, then shall their inheritance be put unto the inheritance of the tribe whereunto they are received: so shall their inheritance be taken away from the inheritance of the tribe of our fathers. Ary raha tonga ny Jobilin' ny Zanak' Isiraely, ny zara-taniny dia hanampy ny an' ny firenena izay hatoniny, ary ny azy dia hesorina amin' ny zara-tanin' ny razanay. Ary rahefa tonga ny Jobile ho an' ny zanak' Israely, ny lovany dia hanampy ny an' izay foko hidirany, ka halana amin' ny lovan' ny fokon-drazanay ny lovany. Et quand viendra le jubilé pour les Israélites, la part de ces femmes sera ajoutée à la part de la tribu à laquelle elles vont appartenir, et elle sera retranchée de la part de notre tribu. "