<-
->

Nom / Fan 32:9 For when they went up unto the valley of Eshcol, and saw the land, they discouraged the heart of the children of Israel, that they should not go into the land which the Lord had given them. fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay efa nomen' i Jehovah azy. Niakatra hatrany an-dohasahan' i Eskola izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak' Israely tsy hiditra any amin' ny tany omen' ny Tompo azy. Ils montèrent jusqu' au val d' Eshkol, ils virent le pays, puis ils découragèrent les Israélites, de sorte qu' ils n' allèrent pas au pays que Yahvé leur avait donné.