<-
->

Nom / Fan 3:46 And for those that are to be redeemed of the two hundred and threescore and thirteen of the firstborn of the children of Israel, which are more than the Levites; Ary ny amin' ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin' ny lahimatoan' ny Zanak' Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita, Ny amin' ny avotr' ireo lahimatoa telo amby fitopolo sy roan-jato amin' ny zanak' Israely, izay mihoatra isa noho ny Levita, Pour le rachat des deux cent soixante-treize premiers-nés des Israélites qui excèdent le nombre des Lévites,