<-
->

Nom / Fan 3:38 But those that encamp before the tabernacle toward the east, even before the tabernacle of the congregation eastward, shall be Moses, and Aaron and his sons, keeping the charge of the sanctuary for the charge of the children of Israel; and the stranger that cometh nigh shall be put to death. Ary ny mitoby eo anoloan' ny tabernakely atsinanany, dia eo anoloan' ny trano-lay fihaonana, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, dia Mosesy sy Arona ary ny zanany, izay mpitandrina ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina, dia ny anjara-raharahan' ny Zanak' Isiraely; ary raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy. Moizy sy Aarona mbamin' ny zanany no nitoby eo anoloan' ny Fonenana, eo atsinanana, eo anatrehan' ny trano lay fihaonana, amin' ny lafiny iposahan' ny masoandro; izy ireo no niadidy ny fiambenana ny fitoerana masina, araka izay tokony hotandreman' ny zanak' Israely rehetra; fa raha olon-kafa no manakaiky eo, dia tsy maintsy hohelohin-ko faty. Enfin campaient à l' est devant la Demeure, devant la Tente du Rendez-vous à l' orient, Moïse, Aaron et ses fils, qui avaient la charge du sanctuaire au nom des Israélites. Tout profane qui s' approcherait devait être mis à mort.