<-
->

Nom / Fan 3:16 And Moses numbered them according to the word of the Lord, as he was commanded. Ary Mosesy nandamina azy araka ny tenin' i Jehovah, araka izay efa nandidiana azy. Dia nataon' i Moizy ny fanisana azy ireo, noho ny tenin' ny Tompo, araka ny nandidiany azy. Sur l' ordre de Yahvé, Moïse les recensa, comme Yahvé le lui avait ordonné.