<-
->

Nom / Fan 3:13 Because all the firstborn are mine; for on the day that I smote all the firstborn in the land of Egypt I hallowed unto me all the firstborn in Israel, both man and beast: mine shall they be: I am the Lord. satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin' ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin' ny tany Egypta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin' ny Isiraely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo; Izaho no Jehovah. satria ahy ny lahimatoa rehetra. Tamin' ilay andro namelezako ny lahimatoa rehetra tany amin' ny tany Ejipta no nanokanako ho ahy ny voalohan-teraka rehetra amin' Israely, na olona na biby fiompy; ka dia ahy ireo, fa izaho no Iaveh. Car tout premier-né m' appartient. Le jour où j' ai frappé tous les premiers-nés en terre d'Égypte, je me suis consacré tous les premiers-nés en Israël, aussi bien ceux des hommes que ceux du bétail. Ils sont à moi ; je suis Yahvé. "