<-
->

Nom / Fan 27:22 And Moses did as the Lord commanded him: and he took Joshua, and set him before Eleazar the priest, and before all the congregation: Ary nataon' i Mosesy araka izay efa nandidian' i Jehovah azy; dia naka an' i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan' i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra Dia nataon' i Moizy izay nandidian' ny Tompo azy: Naka an' i Josoe izy, nametraka azy teo anatrehan' i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra, Moïse fit comme Yahvé l' avait ordonné. Il prit Josué, le fit venir devant Éléazar, le prêtre, et toute la communauté,