<-
->

Nom / Fan 26:63 These are they that were numbered by Moses and Eleazar the priest, who numbered the children of Israel in the plains of Moab by Jordan near Jericho. Ireo no voalamin' i Mosesy sy Eleazara mpisorona, izay nandamina ny Zanak' Isiraely teo Arbota-moaba, teo amoron' i Jordana tandrifin' i Jeriko. Ireo no lehilahy voaisan' i Moizy sy Eleazara mpisorona, izay nanisa ny zanak' Israely teo amin' ny tany lemak' i Moaba, akaikin' i Jordany, tandrifin' i Jerikao. Tels furent les hommes que recensèrent Moïse et Éléazar le prêtre, qui firent ce recensement des Israélites dans les Steppes de Moab, près du Jourdain vers Jéricho.