<-
->

Nom / Fan 26:37 These are the families of the sons of Ephraim according to those that were numbered of them, thirty and two thousand and five hundred. These are the sons of Joseph after their families. Ireo no fokon' ny taranak' i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak' i Josefa araka ny fokony. Ireo no fokon' ny zanak' i Efraima, araka ny voaisa amin' izy ireo; diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Dia izay no zanak' i Josefa araka ny fokony. Tels étaient les clans des fils d'Éphraïm. Ils comprenaient trente-deux mille cinq cents recensés. Tels étaient les fils de Joseph, par clans.