<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 25:8 | And he went after the man of |
dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin' ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin' ny Zanak' Isiraely. | nanaraka ilay lehilahy Israelita tao anatin' ny lay ka nandefona azy roroa, dia ralehilahy Israelita sy ilay vehivavy, tamin' ny kibony. Nitsahatra tamin' izay ny loza teo amin' ny zanak' Israely. | suivit l' |