<-
->

Nom / Fan 25:4 And the Lord said unto Moses, Take all the heads of the people, and hang them up before the Lord against the sun, that the fierce anger of the Lord may be turned away from Israel. Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Alao ny loholona rehetra, ary ahantòny tandrifin' ny masoandro eo anatrehan' i Jehovah ireo nijangajanga ireo, mba hitsaharan' ny firehetan' ny fahatezeran' i Jehovah amin' ny Isiraely. Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Vorio daholo ny filohan' ny vahoaka rehetra, ka ahantony tandrifin' ny masoandro, eo anatrehan' ny Tompo, ireo ratsy, mba hitsaharan' ny firehetan' ny fahatezeran' ny Tompo amin' Israely. Yahvé dit à Moïse : " Prends tous les chefs du peuple. Empale-les à la face du soleil, pour Yahvé : alors l' ardente colère de Yahvé se détournera d' Israël. "