<-
->

Nom / Fan 25:11 Phinehas, the son of Eleazar, the son of Aaron the priest, hath turned my wrath away from the children of Israel, while he was zealous for my sake among them, that I consumed not the children of Israel in my jealousy. Finehasa, zanak' i Eleazara, zanak' i Arona mpisorona, nampiala ny fahatezerako tamin' ny Zanak' Isiraely, raha firehitra noho ny fitiavany Ahy izy; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Zanak' Isiraely tamin' ny firehetan' ny fahatezerako. Finea, zanak' i Eleazara, zanak' i Aarona, mpisorona, no nampiala ny hatezerako tamin' ny zanak' Israely, satria noho izy nazoto nitandro ny voninahitro teo afovoan' izy ireo, dia tsy nandringana ny zanak' Israely aho tamin' ny fahazotoako hitandro ny voninahitro. " Pinhas, fils d'Éléazar, fils d' Aaron, le prêtre, a détourné mon courroux des Israélites, parce qu' il a été, parmi eux, possédé de la même jalousie que moi ; c' est pourquoi je n' ai pas, dans ma jalousie, achevé les Israélites.