<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 23:23 | Surely there is no enchantment against |
Fa tsy misy fisikidianana eo amin' i Jakoba, ary tsy misy fankatovana eo amin' Isiraely. Fa amin' ny fotoana no hilazana amin' i Jakoba sy Isiraely izay efa nataon' i Jehovah. | Noho ny tsy fisian' ny fanandroana eo amin' i Jakoba, Sy ny tsy fisian' ny sikidy eo amin' Israely, Dia holazaina amin' i Jakoba sy Israely amin' ny fotoana mety Izay tian' Andriamanitra hotanterahina. | Car il n' y a pas de présage contre |