<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:3 | And |
Dia raiki-tahotra indrindra ny Moabita noho ny hamaroan' ny olona; ary nangorohoro ny Moabita noho ny Zanak' Isiraely. | ary tsiravina indrindra Moaba teo anatrehan' ity vahoaka ity, fa maro be; nangorohoro fatratra izy teo anatrehan' ny zanak' Israely. |