<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 21:3 | And the |
Ary Jehovah nihaino ny feon' ny Isiraely ka dia natolony azy ny Kananita: ary dia nataon' ny Isiraely levona izy sy ny tanànany; koa ny anaran' izany tany izany dia natao hoe Horma. | Nohenoin' ny Tompo ny feon' Israely, ka natolony ny Kananeana, dia natao anatema izy ireo, mbamin' ny tanànany. Ary ny anaran' izany fitoerana izany, dia natao hoe Hormà. |