<-
->

Nom / Fan 20:14 And Moses sent messengers from Kadesh unto the king of Edom, Thus saith thy brother Israel, Thou knowest all the travail that hath befallen us: Ary Mosesy dia naniraka olona avy tao Kadesy hankany amin' ny mpanjakan' i Edoma hanao hoe: Izao no lazain' i Isiraely rahalahinao: Hianao mahalala ny fahoriana rehetra izay nanjo anay: Avy ao Kadesy no nandefasan' i Moizy iraka tamin' ny mpanjakan' i Edoma, hilaza aminy hoe: Izao no lazain' Israely, rahalahinao: Fantatrao ny fahoriana rehetra niaretanay. Moïse envoya de Cadès des messagers : " Au roi d'Édom. Ainsi parle ton frère Israël. Tu sais, toi, quelles tribulations nous avons rencontrées.