<-
->

Nom / Fan 20:12 And the Lord spake unto Moses and Aaron, Because ye believed me not, to sanctify me in the eyes of the children of Israel, therefore ye shall not bring this congregation into the land which I have given them. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona hoe: Satria tsy nino Ahy ianareo hanamasina Ahy eo imason' ny Zanak' Isiraely, dia tsy hitondra izao fiangonana izao ho any amin' ny tany izay nomeko azy ianareo. Fa hoy Iaveh tamin' i Moizy sy Aarona: Noho hianareo tsy nino ahy, mba hanamasina ahy, eo imason' ny zanak' Israely, dia tsy hampiditra ity fiangonana ity any amin' ny tany izay omeko azy hianareo. Yahvé dit alors à Moïse et à Aaron : " Puisque vous ne m' avez pas cru capable de me sanctifier aux yeux des Israélites, vous ne ferez pas entrer cette assemblée dans le pays que je lui donne. "