<-
->

Nom / Fan 2:9 All that were numbered in the camp of Judah were an hundred thousand and fourscore thousand and six thousand and four hundred, throughout their armies. These shall first set forth. Ny tontalin' izay nalamina teo amin' ny tobin' i Joda dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no loha-lalana. Araka ny lehilahy voaisa dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy no totalin' ny eo amin' ny tobin' i Jodà, araka ny antokony avy. Ireo no ho lohalàlana rahefa hiainga. Les recensés du camp de Juda, selon leurs unités, sont en tout cent quatre-vingt-six mille quatre cents. Ils lèveront le camp les premiers.