<-
->

Nom / Fan 2:33 But the Levites were not numbered among the children of Israel; as the Lord commanded Moses. Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin' ny Zanak' Isiraely, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Tsy anisan' ny voaisa niaraka tamin' ny zanak' Israely ny levita, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Mais, comme Yahvé l' avait commandé à Moïse, les Lévites ne furent pas recensés avec les Israélites.