<-
->

Nom / Fan 2:32 These are those which were numbered of the children of Israel by the house of their fathers: all those that were numbered of the camps throughout their hosts were six hundred thousand and three thousand and five hundred and fifty. Ireo no nalamina avy tamin' ny Zanak' Isiraely, araka ny fianakaviany; ny tontalin' izay nalamina tamin' ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimam-polo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy. Ireo no isan' ny zanak' Israely voasoratra tamin' ny fanisana azy, araka ny fokom-pianakaviany avy. Dimam-polo amby diman-jato sy telo arivo sy enina hetsy no tontalin' ny lehilahy voaisa, voatokotoko isan-tobiny araka ny antoko-miaramilany avy. Tels furent les Israélites dont on fit le recensement par familles. Les recensés de ces camps, selon leurs unités, sont en tout six cent trois mille cinq cent cinquante.