<-
->

Nom / Fan 2:31 All they that were numbered in the camp of Dan were an hundred thousand and fifty and seven thousand and six hundred. They shall go hindmost with their standards. Ny tontalin' izay nalamina teo amin' ny tobin' i Dana dia enin-jato amby fito arivo sy dimy alina sy iray hetsy. Dia ireo kosa no vodi-lalana. Ka dia enin-jato amby fito arivo sy dimy alina sy iray hetsy no tontalin' ny eo amin' ny tobin' i Dana, araka ny lehilahy voaisa. Ireo kosa no ho vody làlana manaraka ny fanevany avy. Les recensés du camp de Dan sont en tout cent cinquante-sept mille six cents ; ils lèveront le camp les derniers. Tous selon leurs étendards. "