<-
->

Nom / Fan 2:25 The standard of the camp of Dan shall be on the north side by their armies: and the captain of the children of Dan shall be Ahiezer the son of Ammishaddai. Ary ny fanevan' ny tobin' i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin' ny lafiny avaratra; ary ny lohan' ny taranak' i Dana dia Ahiezera, zanak' i Amisaday; Ny fanevan' ny tobin' i Dana no ho eo avaratra, mbamin' ny antokony. Ny filohan' ny taranak' i Dana dia Ahiesera zanak' i Amisadaìa; Au nord, l'étendard du camp de Dan, selon leurs unités. Prince des fils de Dan : Ahiézer, fils d' Ammishaddaï.