<-
->

Nom / Fan 2:17 Then the tabernacle of the congregation shall set forward with the camp of the Levites in the midst of the camp: as they encamp, so shall they set forward, every man in his place by their standards. Dia handroso ny trano-lay fihaonana sy ny tobin' ny Levita, eo afovoan' ny toby rehetra; ka araka ny itobiany ihany no handrosoany, samy eo amin' ny filaharany avy, araka ny fanevany. Izay vao handroso ny trano lay fihaonana, ny antokon' ny Levita eo afovoan' ny toby rehetra. Ary araka ny filaharany eo an-dasy ihany no ho fandehany eny an-dàlana koa, samy eo an-daharany manaraka ny fanevany avy. C' est alors que la Tente du Rendez-vous partira, le camp des Lévites se trouvant au milieu des autres camps. On part dans l' ordre où l' on campe, chacun sous son étendard.