<-
->

Nom / Fan 13:17 And Moses sent them to spy out the land of Canaan, and said unto them, Get you up this way southward, and go up into the mountain: Ary Mosesy naniraka ireo hisafo ny tany Kanana ka nanao taminy hoe: Miakara atý amin' ny tany atsimo ianareo, ka miakara ho any amin' ny tany havoana; Nirahin' i Moizy hisafo ny tany Kanaana izy ireo, nataony hoe: Miakara hianareo, mihazoa ny Negeba, dia miakara amin' ny tendrombohitra. Moïse les envoya reconnaître le pays de Canaan : " Montez au Négeb, montez ensuite dans la montagne.