<-
->

Nom / Fan 12:7 My servant Moses is not so, who is faithful in all mine house. Fa tsy toy izany kosa Mosesy mpanompoko, izay mahatoky amin' ny tranoko rehetra. Tsy mba toy izany Moizy mpanompoko; ekena ho olo-mahatoky amin' ny tranoko rehetra izy. Il n' en est pas ainsi de mon serviteur Moïse, toute ma maison lui est confiée.