<-
->

Nom / Fan 12:16 And afterward the people removed from Hazeroth, and pitched in the wilderness of Paran. Ary rehefa afaka izany, dia niainga niala tany Hazerota ny olona ka nitoby tany an-efitra Parana. Nony afaka izany, dia niainga niala tao Hazerota ny vahoaka ka nitoby tao amin' ny efitra Faràna. Puis le peuple partit de Haçérot, et alla camper dans le désert de Parân.