<-
->

Nom / Fan 12:15 And Miriam was shut out from the camp seven days: and the people journeyed not till Miriam was brought in again. Dia natokana tany ivelan' ny toby hafitoana Miriama; ary ny olona tsy niainga, raha tsy efa nampidirina Miriama. Natokana hafitoana tany ivelan' ny toby Maria, ary tsy niainga ny vahoaka raha tsy efa voaray indray Maria. Miryam fut séquestrée pendant sept jours hors du camp. Le peuple ne partit pas avant sa rentrée.