<-
->

Nom / Fan 12:10 And the cloud departed from off the tabernacle; and, behold, Miriam became leprous, white as snow: and Aaron looked upon Miriam, and, behold, she was leprous. Ary ny rahona niala tamin' ny trano-lay; ary, indro, boka Miriama ka fotsy tahaka ny oram-panala; ary Arona dia nijery an' i Miriama, ka indro fa boka izy. Ny rahona niala teo ambonin' ny trano lay. Ary indro Maria tonga boka, mova tsy ny oram-panala. Nitodika an' i Maria Aarona, dia indro fa boka izy. et la nuée quitta la tente. Voilà que Miryam était devenue lépreuse, blanche comme neige. Aaron se tourna vers elle : elle était devenue lépreuse.