<-
->

Nom / Fan 10:36 And when it rested, he said, Return, O Lord, unto the many thousands of Israel. Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin' ny Isiraely tsy omby alinalina. Nony nijanona kosa indray izy dia hoy izy: Avia, ry Iaveh, miverena amin' ny isan' arivon' Israely tsy omby alinalina. Et à l'étape, il disait :" Reviens, Yahvé, vers les multitudes des milliers d' Israël.