<-
->

Nom / Fan 10:25 And the standard of the camp of the children of Dan set forward, which was the rereward of all the camps throughout their hosts: and over his host was Ahiezer the son of Ammishaddai. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Dana, izay vodi-lalan' ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak' i Amisaday, no mpifehy ny antokony. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Dana, araka ny antokony avy; izy no vody làlan' ny toby rehetra. Ny antokon' i Dana dia nofehezin' i Ahiezera zanak' i Amisadaia; Partit enfin, à l' arrière-garde de tous les camps, l'étendard du camp des fils de Dan selon leurs unités. A la tête de son contingent était Ahiézer, fils d' Ammishaddaï ;