<-
->

Nom / Fan 10:22 And the standard of the camp of the children of Ephraim set forward according to their armies: and over his host was Elishama the son of Ammihud. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak' i Amihoda, no mpifehy ny antokony. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Efraima, araka ny antokony avy; ary ny antokony dia nofehezin' i Amioda; Partit ensuite l'étendard du camp des fils d'Éphraïm selon leurs unités. A la tête de son contingent était Élishama, fils d' Ammihud ;