<-
->

Amo / Am 7:10 Then Amaziah the priest of Bethel sent to Jeroboam king of Israel, saying, Amos hath conspired against thee in the midst of the house of Israel: the land is not able to bear all his words. Dia naniraka tany amin' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin' ny taranak' Isiraely, ary tsy zakan' ny tany ny teniny rehetra, Ary Amasiasa, mpisorona ao Betela, naniraka hilaza amin' i Jeroboama, mpanjakan' Israely hoe: Mitetika ny hikomy aminao eo amin' ny taranak' Israely Amosy; tsy zakan' ny tany intsony ny teniny rehetra. Alors Amasias, le prêtre de Béthel, envoya dire à Jéroboam, roi d' Israël : " Amos conspire contre toi, au sein de la maison d' Israël; le pays ne peut tolérer ses discours.